Tsirim-Panantenàna Amin'ny Famerenana An'i Dominika Amin'ny Laoniny Taorian'ny Rivodoza Maria
Anatin’ny ezaka fanarahana ny fitantaran'ireo median'olontsotra ny fanantenana sy faharetana taorian’ny vanim-potoanan’ny rivodoza 2017 tao Atlantika izay nandrava nosy marobe tao amin’ny tangoronosin’i Karaiba, dia nanao fifanaraham-piarahamiasa tamin’ny Fikambanana Covela sy ny Fikambanana'ireo Fanjakana Any Karaiba Atsinanana (OECS) ho an'ny hetsika Feon'i Karaiba.
Tamin'ny alàlan'io tetikasa io, dia niangavy ireo mpisera amin'ny haino aman-jery sosialy manerana ny faritra izahay mba hametrana anaty tenifototra ny zavatra iainany toy ezaka fanolorantenan-dry zareo amin'ny asa fanarenana ho amin'ny laoniny. Raha mbola lohateny lehibe mahazatra ny loza voajanahary, dia misy ihany koa ireo tantara mila jerena momba ny fizotry ny famerenana amin'ny laoniny– tantaranà tanjaka manome aingam-panahy, tantaranà fahavononana sy hatsaram-panahy.
Iray amin'ireo tantara farany izay nanintona ny masonay ilay avy amin'ny vondrona Facebook Embrace Dominica. Pejy natokana ho an'ny fitsidihana sy ny fizahantany izy io ary mandray anjara amin'ny fiarovana ny tontolo voajanahary ao amin'ny nosy taorian'ilay rivodoza mpandrava Maria.
Nandritra ny roa volana farany dia nizara lahatsary ilay pejy, izay maneho fa “tsy nitandro hasasarana ” ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana “mba hiantohana ilay fahatsapana ny fiainana ho toy ny isanandro manerana ny nosy”, isan'izany ny tantaran'ilay orinasa izay nanolotena mba hanangana indray sekoly fanabeazana fototra fito sy trano fonenana an-jatony.
Ankasitrahan‘ilay pejy ihany koa ny fanohanana azon'i Dominika avy amin'ireo Karaibiana manodidina azy, ary alefany mitsitapitapy ireo sarin'ny ” toeram-pamonjena”, ahitàna ireo valan-javaboahary voaavotra.
Fa azo antoka fa ny iray amin'ireo mampihetsi-po indrindra ireo dia horonantsary fohy nampakarin'i Yuri A. Jones ao amin'ny Embrace Dominica, izay novokarina teo anelanelan'ny volana aprily (talohan'ny rivodoza, lahatsary maneho ny hakanton'ny natioran'ny nosy) sy ny volana septambra 2017 (taorian'ilay rivodoza).
Noresahan'ilay mpanao horonantsary ao amin'ny bilaoginy ireo dingana :
Tiako ho naseho ireo karazana endriky ny natiora ao Dominika, toy ireo renirano, tendrombohitra ary torapasika[…] tiako ihany koa ny nanasongadina ny vahandanitra dia nampiasaiko indray ny sarin'ny Grand Bay ary naka ny dikasarin'ny ampahany vaovao vitsivitsin'ny toerana tany mena filalaovana tennis-n'i Lindo Park (2:30) sy ny farihin'i Freshwater aho.
Nefa avy eo, tonga ny rivodoza — Irma sy Maria hoy i Jones nanohy :
Tsy nandalo tany Dominika ny rivodoza Irma, nefa mbola tsapanay tamin'ny herin'ny fifofofofon'ny rivotra sy ny fanonjan'ny ranomasina ny fiantraikany. Azoko noraisina tanaty ampahany roa miavaka tsara ireo fiantraikany ireo.
Ny voalohany dia nalaina tany The Morne, fijery avy eny ambony ny renivohitra (0:54). Ny ilany havanan'ny sary dia manaome hevitra anao ny momba ny hamafin'ny rivotra tamin'izany fotoana. Ilay faharoa dia tany Bayfront akaikin'i Fort Young Hotel (1:33). Raha tsy nahalàla aho, dia mety ho nambarako hoe ny sarin'ny tafio-drivotry ny ranomasimbe Atlantika fa tsy ilay ranomasina tony mahazatra aoi Karaiba.
Tsy dia tsara vintana loatra izahay tamin'ny rivodoza Maria. Ny Alatsinainy 18 Septambra, namely anay tamin'ny maridrefy sokajy faha-5 ilay tafiotra, maherin'ny 165 km isanora ny herin'ny rivotra nentiny, ary 9 km/o ny hafainganam-pandehany. Ny fandehany miadana niaraka tamin'ny herin'ny rivotra nentiny ary ny oram-batravatra no tena nandrava an'i Dominika.
Tsy nisy iray izay tsy voakasika. Eny, fa na ireo niomana fatratra aza dia tsy afa-niala.
Alina no namelezan'ilay rivodoza ka tsy afaka nahazo sarin'ny dingan'io faharavana io aho. Angamba zavatra iray tsara izany, satria azoko antoka fa raha niditra antoandro ilay rivodoza, dia maro ny olona azom-panahy hivoaka tany ivelany. Angamba maro no naratra ary mety ho betsaka ny maty.
Eo ho eo amin'ny ampahatelon'ny zavatra hita ao amin'ny Dominica On The Move no zava-nisy nandritra na taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Maria. 1:56 avy any aloha, ho hitanao ny fahasamihafàna lehibe eo amin'ny tontolo taza-maso sy ny fiovany taorian'ilay tafiotra.
Nofaranany :
Ity horonantsary ity dia tsy isalasalàna fa iray amin'ireo zava-bita tsara indrindra amin'ny diako amin'ny maha-mpakasary. Sary 10.000 mahery sy ora tsy voatanisa ( teny an-kianja sy taorian'ny famokarana) no narindra tsara sy natambatra ho ao anatinà lahatsary manana kalitao matihanina, maharitra 3 minitra, manana hatsaràn-tsary 4K.
Eo am-panomanana sahady ny horonantsary fohy manaraka aho, izay antenaina fa hampiseho ny fiverenan'ny maitso mandrobona amin'ny tontolo tazan'ny masontsika.
Asa tsara no ataon'ilay lahatsary amin'ny fanehoana ny hakanton'ny tontolo tazamason'i Dominika talohan'ny tafiotra, ka mahatonga ireo sary taorian'ny fandalovan'ny rivodoza ho sarotra ekena. Fantatry ny mpijery avy hatrany, amin'ny fomba azo tsapain-tànan, ny zavatra very teo amin'ny firenena sy ny fahorian'ny mponina.
Mbola mitohy ny ezaka fanarenana, miaraka amin'ny fanadiovana ireo valan-javaboahary sarobidy. Ny sampan-draharahan'ny fizahantany ao an-toerana aza dia manome ” andianà fizahantany fanampiana an-tsitrapo “ ho an'izay rehetra te-hanampy amin'ny ezaka fanarenana sy famerenana amin'ny laoniny taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Maria.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...