(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007)
Ny tapaky ny volana Febroary 2007 no nanamarika ny fiandohan'ny rafitra vaovao ho fitateram-bahoaka, antsoina hoe Transantiago (ES). Nampiasa vola (ES) 292.5 tapitrisa Dolara Amerikana ny fitondram-panjakana sy ireo orinasa tsy miankina. Olana lehibe ny fanovàna ny rafitry ny fitaterana, satria tsay maintsy manova ny fahazaran'ny olona ihany koa ry zareo. Tsy misy vola madinika intsony, tsy mila miandry intsony. Tsy misy dia lavitra atao intsony. Ampiharina ao amin'ny renivohitr'i Santiago izay ahitana mponina maherin'ny 5 tapitrisa ity rafitra ity.
Tamin'ny andro voalohany, fitarainana an-jatony momba ilay tolotra no nivezivezy tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Shiliana. Izay fiovam-pitondran-tena ara-tsosialy rehetra dia mila fotoana hizàrana azy avokoa. Vao nanomboka tamin'ny 10 Febroary io rafitra vaovao io noho izany mila fotoana isika mba hizàrana azy.
Manana ny fahitany manokana momba ny Transantiago i Luis Alarcón (ES), izay manome antsika hevitra ihany ny momba ity rafitra fitaterana ity taloha sy ny halehiben'ny fiovàna:
Imagina lo siguiente: “Te vas al trabajo y subes a un moderno bus que pasa a un horario indicado, para pagar no necesitas monedas solo pasas una tarjeta por un lector y se te descuenta de tu saldo, tiene rampla para discapacitados y marcas para invidentes, además los choferes son amables y educados también es posible que tengas que hacer algunas combinaciones para llegar a tu destino, no importa, puedes bajarte del bus y tomar otro sin tener mayor recargo en tu tarjeta o bien puedes conectar tu viaje trasladándote en una de las tantas líneas de metro que recorren la ciudad.
La imagen podría decirse que ocurre en alguna ciudad europea o ciudad muy desarrollada, pero no, está ocurriendo en Santiago de Chile en plena Sudamérica, se llama “Transantiago” y es la apuesta más ambiciosa del presente gobierno por ordenar un tremendo parque de autobuses, elevar la calidad de vida de los ciudadanos de cara al bicentenario y sobre todo hacer un completo cambio al transporte urbano.
Raha namaritra ny zava-nitranga nandritra ny andro vitsy lasa sy ny fanehoankevitry ny mponina, nanoratra i Cristián Muñoz (ES)
Luego de 3 días de semi colapso de la ciudad, de pequeñas muestras de caos urbano, de mostrar la peor cara, la de una desorganización de Santiago, las cosas finalmente funcionan, las partes básicas de este mecanismo funcionan, engranó, se afiató, cuajó. El Transantiago está en marcha. Ok, podrían decirme que estoy loco, que cómo tan positivo, etc, etc. Pero no es así, soy bastante crítico con el sistema, pero no hay que desconocer que por lo menos ahora las cosas andan mejor. La frecuencia de los buses ha mejorado, en los paraderos no se juntan cantidades sorprendentes de personas, ya no. Ahora está todo un poco más organizado. Incluso ya comenzaron a aparecer soluciones inteligentes y otras que son más de criterio. Hoy se vieron filas en los paraderos, algo que NUNCA se había visto en Santiago. La gente se dió cuenta que esto ya no tiene vuelta atrás y que debe ordenarse, al final, el sistema nos sirve a todos. Y lo otro, el directorio del Metro sentó cabeza (o se la hicieron sentar) y ampliará, desde el 1 de Marzo, el horario de funcionamiento del tren metropolitano. Ahora abrirá a las 6 de la mañana, media hora antes de lo actual.
Rahampitso, hanomana hetsi-panoherana (ES) ny “Komitin'ny Mpampiasa Transantiago”. Ireo olona izay ao anatin'ity komity ity dia ireo izay zatra mihira, mivarotra zavatra any anatin'ny fiara fitateram-bahoaka ary koa vondrom-piarahamonina manodidina sasany. Ireo olona rehetra ireo dia zatra nahazo karama teny ambony fiara fitateram-bahoaka. Iray amin'ny zavatra atrehan'ny fitondram-panjakana izany. Ary koa, ny ankamaroan'ny Shiliana, dia zatra matory eny ambony fiara fitateram-bahoaka, rehefa mandeha miasa na rehefa avy miasa. Matetika dia eny ambony fiara fitateram-bahoaka mandritra ny ora iray sy sasany. Ankehitriny, afaka tonga any an-trano haingankaingana izy ireo noho ny fiovàna fiara fitateram-bahoaka na fiarandàlamby mandeha any ambanin'ny tany, noho izany tsy misy intsony ny “kolontsain'ny torimaso anaty fiara fitateram-bahoaka”.