Tsy Ilay Fialofana Nantenain'ny Maro Ny Trano Fonenana Any Ivelan'i Havana

Topimaso amin'ny toerana fonenana ao amin'ilay faritra maloto manodidina ao Indaya. Sary avy amin'i Elaine Díaz. Nahazoana alalana ny fampiasana azy.
Ampahany manokana ho an'ny Global Voices ity lahatsoratra ity. Afaka mahita ny lahatsoratra voalohany, “Toerana Fonenan'ny Mahantra”, ato ary mamaky lahatsoratra hafa avy amin'i Geisy Guia Delis ho an'ny Periodismo de Barrio ato ianareo.
Vondrom-piarahamonina eo amoron'ny ony Quibú, andrefan'ny renivohitra Kiobana ny Indaya. Ony ny olona no mivantana rehefa avy niala ny tontolon'ny tara sy ny simenitra mba ho voahodidin'ny tontolo iray feno loto sy vovoka ary hamandoana. Ny olona izay tonga avy amin'ny faritany hafa sy mihevitra ny hiaina ao Havana no namorona io vondronà “trano” io.
Dimanjato metatra avy amin'ilay Indaya tena izy — ny iray amin'ireo fotaka sy ny trano naorina tamin'ny akora efa avy nampiasaina na ny akora nalaina tao amin'ny fako tahaka ny fanitso, temitra, na baoritra — nanorina fifanarahana hanorina trano fonenana 100 ao amin'ilay tany nasiam-panamboarana, nampitondraina io anarana io ihany, ireo orinasam-panjakana samy hafa.
Tamin'ny 2012, tonga hanala ny loto teo amin'ny toerana izay nofinidy hanaovana ny asa fanorenana ny fiara be “bulldozers”.
Tany am-boalohany, nomanin'ny Filànkevitry ny Fitantanana Isam-paritra (CPA) ao amin'ny Fahefan'ny Vahoaka mba ho vonona tamin'ny 2013 ireo trano vaovao. Nanomboka teo, teo anelanelan'ny 9 sy 14 tapitrisa pesos (9 ka hatramin'ny 14 tapitrisa Dolara Amerikana) no natokana isantaona ho an'ny tetikasa. Araka ny filazan'i Greta Rodríguez, tale lefitra ara-teknika ao amin'ny Living in Marianao, 11 tapitrisa pesos (11 tapitrisa Dolara Amerikana) no nomena tamin'ny 2016 sy nampiana:
El Estado quiere que esas casas se hagan, y no es poco el dinero que está dando para la obra.
Tian'ny fanjakana ho vita ireny trano ireny ary tsy vola kely no natokany ho an'ilay tetikasa.
Nampihemotra ilay tetikasa ny fikorontanan'ny tolotra sy ny tsy fahampian'ny mpiasa, ankoatry ny fe-potoana sarotra tanterahina izay nanitsakitsaka ny dingan'ny asa fanorenana, ary tsy mbola misy daty voatondro ho fiafaràn'ny asa.

Indaya. Sarin'i Elaine Diaz. Nahazoana alalana ny fampiasana azy.
Araka ny filazan'i Tania Oliva, mpitondra tenin'ny Fitantanana ny Tetikasa Fanorenan-trano Sy ny Asa Vaventy Any Havana, izay mitantana ilay fanorenana, niaiky ny CPA fa mety hanohitra ny dingan'ny fanorenana izany, rehefa napetrany ho amin'ny 2013 ny andro faran'ilay tetikasa.
Ny orinasa City Design Havana (CDH) no tompon'andraikitry ny fandaminana ilay tanàna tamin'ny 2009. Nilaza i Idania Galíndez, iray amin'ireo mpanao maritrano tao anatin'ny ekipa, fa ny andiany tsirairay dia misy trano efatra to anatin'ilay tolokevitra nankatoavina tany am-boalohany: iray misy efitrano fandriana telo, iray misy efitrano fandriana roa, ary iray misy efitrano fandriana iray. Hahitana zaridaina, toerana fanaovana fanatanjahantena, ary toeram-piasana hafa ilay tanàna vaovao.
Nangataka hampiasa ireo akora tsara indrindra ilay injenieran'ny asa vaventy, René Rosabal, ary ny tetikasa nametra ny fampiasàna ireo fitaovana tsara indrindra mba hanomezana fahatezàna ho an'ilay tetikasa sy zavabita haharitra 50 taona (isa nokajian'i Rosabal)
Nanamarika ny CDH fa tafiditra ao anatin'ilay drafitra voalohany ho an'ny fanorenana tanàna ny arabe sy ny sisin-dàlana, ankoatry ny antony hafa, satria raha nanorina ireo trano tany am-boalohany izy ireo, ny hovitrovitra ateraky ny milina dia mety hiteraka triatra ary hampitombo izay mety fiantraikany mafy amin'ireo fotodrafitrasa.
ZZZZZZZZ
Na izany aza, nanao ny fanotorana tany voalohany izy ireo, nandrakotra ny faladian-trano tamin'ny fandrakofana teknika ary tonga dia nanomboka nanorina ny trano voalohany. Talohan'ny fe-potoana, voalaza fa nahaorina trano 48 izy ireo, fa tsy tamin'ny làlana iray.
Araka ny hevitry ny ankamaroan'izay nohadihadiana, ny tena niavaka, miampy ny tsy fisian'ny traikefa sy ny fananterahana ny tetikasa ankehittriny, dia ny hatsaran'ny fitaovana natolotra. Im-betsaka no tsy maintsy nandefa fasika sy fitaovana hafa izay tsy nilaina i Olivia. Raha ambony oharina amin'ny tetik'asa fanorenana ny teti-bola amin'ity fanorenana tanàna ity, dia tsy mitombina raha toa fitaovana ratsy kalitao no raisina.

Fipoahana eny amin'ny tany. Sarin'i Elaine Diaz. Nahazoana alalana ny fampiasana azy.
Tamin'ny 2015 no vita ireo trano voalohany. Herintaona mahery taty aoriana, tsy nisy na iray tamin'ireo nipetraka nanana antontan-taratasy manamarina fa izy ireo no tompony — ireo taratasy ilaina ho an'ny fanamboarana ny trano. Tsy fantany akory hoe ohatrinona no tokony halohany ho an'ny tranony.
Nipetraka tao amin'ny trano iray nanomboka tamin'ny 2016 i Carmelo Morejón. Rehefa avy kely ny orana, misy faritra hamandoana mitoetra eo amin'ny tafo ary ny sasany amin'izany any anaty rindrina. Tao anatin'ny volana vitsivitsy voalohany, tsy maintsy nanamboatra tatatra izy satria dibo-drano ny tokotany sy ny lakozia. Misy mitete koa any amin'ny efi-trano fandrian'ny ankizy sy ny efitrano fandroana.
Tsy mangataka amin'ny tafika mba ho avy hamaha ny olany rehetra i Morejón. Mangataka fotsiny izy mba homena ilay taratasy momba ny tranony, satria izay ihany no làlana tsy hananany olana amin'ny mpanara-maso. Amin'izao fotoana izao, isak'izay miezaka manamboatra zavatra izy dia sazian'ny mpanara-maso.

Hamandoana eny amin'ny rindrin'ny Indaya. Sarin'i Elaine Diaz. Nahazoana alalana ny fampiasana azy.
Mitaraina i Ibrahim Masó satria misokatra any amin'ny tsy tokony ho izy ny varavarany. Misy olana hafa amin'io trano io.
Estoy muy agradecido porque yo vivía muy mal, pero como yo hay gente que cuando recibió su casa no sabía qué hacer, si comprar los muebles o si comenzar a reparar una vivienda nueva.
Mankasitraka aho satria efa zatra nahatra aho, nefa toa ahy, misy olona izay rehefa nandray ny tranony, tsy nahalala izay tokony atao, hividy fitaovana sa hanomboka hanamboatra trano vaovao.
Nifindra trano tamin'ny volana May koa i Bárbara Díaz. Ny andro nahatongavany, afa-po be tamin'ny tafon-tranony izy, tena faly ka tsy nahasokatra ny masony raha niandrandra ny lanitra mba hanolotra fisaorana.
Telo andro taorian'ny fifindràna trano, na izany aza, nanomboka nahatsikaritra triatra teo amin'ny tafo izay nitatra nanerana ny trano i Bárbara Beg, ary tsy ela dia nanjavona ilay hafaliany. Tamin'ny volana May izany. Talohan'ny Septambra, nitriatra ny gorodona ary niendaka, ka namela lavaka teo amin'ny simenitra mafy.
Tsy ampy arofanina amin'ny tohatry ny tranon'i Bárbara. Juana Herdia, Bárbara 83 taona dia tsy mahita tsara. Ho azy sy ireo zafikeliny roa lahy, lasa toy ny fomba fandehan'ny zaza vao miana-mandeha mahavaky fo ny fiakarana sy fidinana amin'ilay tohatra.
Ambony ilay eritreritra trano fonenana, mila asa izany, na izany aza, raha tiana ho mendrika.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...