Manao Diabe Ireo Mpianatra Shiliana Mba Hitaky Fanavaozana Ny Rafi-Pampianarana

Firaisamben'ny Mpianatra Shiliana (Confech) niantso ny hanaovana diabe tamin'ny 17 Oktobra mba hitaky fampianarana maimaim-poana sy tsara kalitao ho an'ny Shiliana rehetra. Sary nozarain'i Prensa Opal tao amin'ny Facebook.
Nanao fihetsiketsehana ho fitakiana fanovana momba ny fampianarana ireo mpianatra Shiliana, iray volana alohan'ny fifidianana filoham-pirenena izay fantatra fa hotontosaina amin'ny 17 Novambra 2013.
Anisan'ny fanentanana ankehitriny mitaky fanavaozana ny rafi-pampianarana ao amin'ny firenena ny fihetsiketsehana.
Andro alohan'ny fihetsiketsehana, nandefa lahatsary [es] momba ny tolona ataon'ny mpianatra amin'ny ezaky ny ekipam-pirenena baolina kitra mba ho voahosotra hifaninana amin'ny Amboara Manerantany 2014 ny Oniveriste misy ny Firaisamben'ny Mpianatra ao Shily (Fech).
No one said it would be easy. Yesterday we made a big step. Today, a new stage begins. There are still matches left to win. Never again without us. See you on the 17th.
Tsy nisy olona nilaza fa tsotra izany. Nanao dingana lehibe izahay omaly. Androany, manomboka ny dingana vaovao. Mbola misy ireo fifaninana horesena. Aza misaraka aminay. Amin'ny 17 ny fotoana.
Nanangona ny sarin'ireo olom-pirenena ny habaka Revolución 3.0 [es] ary nandefa mivantana ny diabe. Hoy izy ireo nanazava:
Esta marcha tiene como fin emplazar a los nueve candidatos a la presidencia de la república, sobre las medidas que tomarían en un eventual gobierno. El vocero de la Cones, Moisés Paredes, dijo que el “llamado que se le hace a todos los candidatos es claro, acá no se necesitan consignas de que van a hacer una gran reforma educacional, sino que se necesitan propuestas claras”.
Ny tanjon'ity diabe ity dia ny hiantso ireo kandidà sivy nirotsaka hofidiana ho filohan'ny repoblika, mikasika izay fepetra horaisin'izy ireo ao amin'ny governemanta vaovao. Nilaza ny mpitondra-tenin'ny Cônes [mpandrindra nasionalin'ireo mpianatra ambaratonga fototra faharoa] Moisés Paredes fa «mazava ny antso hoan'ireo kandidà, tsy mila teny filamatra milaza fa hanatanteraka fanovana goavana amin'ny rafi-pampianarana izahay, fa mila tsanga-kevitra mazava”.
Mpitati-baovao tao amin'ny TeleSur, Raúl Martínez nanoratra tao amin'ny Twitter:
Estudiantes advierten a candidatos presidenciales que si no hay soluciones a sus demandas seguirán movilizados #Chile pic.twitter.com/lHJlt1j07q
— Raúl Martínez (@RaulteleSUR) October 17, 2013
Mampitandrina ireo kandidà ho filoham-pirenena ny mpianatra fa hanohy hanao hetsika izy ireo raha tsy misy ny vahaolana amin'ny fitakian'izy ireo.
Nizara sary, vaovao ary fihetseham-po tamin'ny alalan'ny teny ifankafantarana hoe #NosVemosEl17 [es] (Amin'ny 17 mihaona) sy ny #marchaestudiantil [es] (diaben'ny mpianatra) ireo mpiserasera sy fampahalalam-baovao:
RT @Revolucion3_0CL: Son miles los estudiantes que comienzan a marchar este #MarchaEstudiantil #Yomarchoel17 pic.twitter.com/GaZH7gwpZt
— Revolución 3.0 (@Revolucion3_0) October 17, 2013
Manomboka manao diabe ireo mpianatra an'arivony #MarchaEstudiantil #Yomarchoel17 pic.twitter.com/GaZH7gwpZt.
Desde la Alameda #NosVemosEl17 pic.twitter.com/7oUxGLJhPs
— Comunicaciones FECh (@la_Fech) October 17, 2013
Avy ao Alameda [arabe lehibe ao an-tanàndehiben'i Santiago] #NosVemosEl17 pic.twitter.com/7oUxGLJhPs
EDUCACIÓN GRATUITA gritan estas estudiantes secundarias sin temor a la represión. SEGUIMOS EN la marcha estudiantil pic.twitter.com/vm5lZ6DSuQ
— Piensa Prensa (@PiensaPrensa) October 17, 2013
FAMPIANARANA MAIMAIM-POANA, hoy ireo mpianatra ao amin'ny ambaratongana faharoa mihiaka tsy matahotra famoretana. Tohizanay ny amin'ny diaben'ny mpianatra.
Thousands took to the streets of Santiago for today's @confech march. Photo by Sam Edwards/ The Santiago Times pic.twitter.com/SdOWfN2rM9
— The Santiago Times (@SantiagoTimes) October 17, 2013
An'arivony ireo nidina an-dalambe tao Santiago tamin'ny diabe androany @Confech. Sary avy amin'i Sam Edwards / Santiago Times, pic.twitter.com/SdOWfN2rM9
Naneho hevitra manoloana ireo herisetra nandritra ny fihetsiketsehana ny hafa:
Apoyó la causa del movimiento estudiantil pero para que caer de nuevo en incidentes q al final es de lo único q hablan #MarchaEstudiantil
— Eduardo Barrientos (@yaoxz) October 17, 2013
Manohana ny anton'ny fihetsiketsehan'ny mpianatra aho, fa nahoana no mbola misy zava-mitranga hatrany rehefa mirava rehefa io ihany no hany zavatra mba resahin'izy ireo.
Y los tontitos, delincuentes de siempre salen a generar desórdenes tras #MarchaEstudiantil … Justo a la hora de las noticias,que “curioso”
— Rodrigo Adrián (@adrianrx) October 17, 2013
Ireo jiolahimboto vendrana ireo ihany no tonga nampisy korontana taorian'ny diaben'ny mpianatra … tonga ara-potoana ny vaovao, tena «liana be mihitsy»
Araka ny tatitra avy amin'ny Oniversiten'ny Firaisamben'ny Mpianatra ao Shily, olona 50 000 no nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana androany:
Hoy marchamos porque seguimos siendo valientes! 50 mil personas en la calles. Porque sin nosotros no hay reforma! pic.twitter.com/neCldmmR0s
— Comunicaciones FECh (@la_Fech) October 17, 2013
Manao diabe izahay androany satria mbola mahery fo izahay! olona 50 an'arivony no nidina an-dalambe. Satria raha tsy misy anay, tsy misy ny fanovana! [Sary: “Mampianatra antsika mba hanana herimpo ireo mpianatra”].
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...