Aman'arivorivony maro ireo vehivavy niakanjo mena no nirohotra an'arabe, milahatra mitaky fivoarana ara-pôlitika tany Lomey, renivohitry Tôgô, tamin'ny faha-20 Septambra 2012 teo . Ny vondrona Andeha hovonjentsika i Tôgô no nanapariaka saripika maro [fr] maneho izany filaharana izany.