Tsy isalasalàna fa ilay fipoahana tao amin'ny fitaterana ambanin'ny tany tao Belarosia , Minsk renivohitra no asa fampihorohoroana isan'ny henjana indrindra hatramin'ny Ady Lehibe Faha-II, namoizana aina ampolony maro sy naratra an-jatony. Tsy nahagaga, naneho hevitra tanaty rikoriko sy hatezerana ireo mponina tao amin'ilay firenena zatra nilamina, angamba fambaran'ny fivakiana ara-tsosialy. Fa izao, ny tena fitadiavana izay tompon'andraikitra homen-tsiny no tena nanosika ny fanehoan-kevitra teo amin'ny tontolon'ny fitorahana bilaogy.
Na dia miovaova aza ny feon'ireo mpanohitra amin'ny fanakianany an'i Lukashenko sy ny fitantanany, ny fahatsapana ankapobeny dia izany no vokatry entin'ny rafitra feno famoretana, miainga avy aminà fifandrohizana rafi-piarahamonina efa maty. svobodoff mpampiasa LJ , ohatra, dia mihevitra fa [ru] “mihosona rà noho iny fipoahana iny ny fitondrana” :
Такого кошмара люди в относительно спокойной когда-то Белоруссии от режима Лукашенко ещё не ожидали. Последние несколько лет существования диктатуры преподносили много неприятных “сюрпризов” для миролюбивых белорусов, но никто не думал, что это может зайти так далеко.
Ireo mpitoraka bilaogy mpomba ny fitondrana dia naneho hevitra tamin'ny fomba nivatravatra tokoa manohitra ny ezaka hanaratsiana ny fitondran'i Lukashenko, toy ny nataon'ilay mpampiasa LJ, lyavon [ru]:
Не успел рассеяться дым от взрыва, как в интернете словно по команде появились сотни постов с обвинениями в адрес властей… авторам уже все ясно – виноват опять президент. Злобная Петра на минскбае, засучив рукава, банит всех, кто пытается высказать мнение, отличающееся от утвержденного из Вашингтона. Просто п[—]ц, у этих свиней нет никакой совести… Люди! Одумайтесь!!! Нельзя так бесстыдно использовать чужие страдания!!!
зы: судя по всему, это попытка разыграть египетский сценарий… сейчас будут призывать идти на плошчу и тд и тп…
P.S. Amin'ny endriny rehetra, toy ny ezaka fakàna tahaka izay nisy tany Ejipta izy ity… Ankehitriny ry zareo manainga [antsika] hidina an-kianja sy ny sisa sy ny sisa…
Nefa misy koa ireo fanehoan-kevitra manohitra ny fandroritana ny fomba fandikàna rehetra ho any amin'ny tombontsoa manokan'ny mpiteny. Noho izay, i khatskevich, mpampiasa LJ dia manoratra hoe [ru]:
Вчера произошло два ужасных события. Теракт и реакция на него. Страшно подумать – буквально не успели кровь смыть, как в блогах и твиттере прогрессивная общественность уже стала делать выводы и бросать обвинения. Оппозиция винила власть и белорусские спецслужбы, лоялисты винили оппозицию и зарубежные спецслужбы. Смешалось в кучу всё – доллары, сахар, Ливия – всё, что могло послужить хоть каким-то обоснованием пропаганды. […] Лично мне кажется, что все эти домыслы и взаимные обвинения похожи на то, как если бы блогеры сбегали на Октябрьскую, перемазались в крови жертв, и стали бы кричать всякие лозунги, типа «это кровь жертв режима!» или «эту кровь пролили отморозки из пятой колонны» […]. Люди, вам не стыдно? Да, мы по разные стороны политических баррикад. Но разве это повод уподобляться всякой нелюди и устраивать пиар своих идей на крови жертв теракта? Мы что, не в состоянии отбросить идеологические противоречия в эти страшные дни и просто побыть людьми?
Teny amparan'ny andro, angamba izao teo-po izao ny farany afaka manakaiky indrindra ny tena marina. Toa sahala amin'ny leo ny olona misafidy amin'ny hoe “Inona no tokony hatao? – Iza no tompon'andraikitra?” rehefa tsy manjary ny fandehan-javatra. Inona no dikan'izany ho an'i Belarosia, ny hoavy irery ihany no afaka hanambàra azy, fa farafaharatsiny efa famantarana aloha izany fa reraky ny fifandroritana mampisara-bazana eo amin'ny famoretana sy ny fanoherana misy eo amin'ny firenena ny vahoaka.