Sina: izaho no i Liu Xianbin
Voalohany, iza moa i Liu Xianbin (劉賢斌)? 42 taona i Liu ary nandany ny iray ampahatelon'ny androm-piainany tany am-ponja izy. Nogadraina indray izy amin'izao fotoana izao. Ity ambany ity ny sariny ao amin'ny mombamomba azy :
Ka inona ary no nataony ? Tamin'ny taona 1989, tamin'izy 20 taona, mpianatra tao amin'ny anjerimanontolo izy ary nandray anjara tamin'ny hetsika demokratika tany Beijing kianja Tiananmen nitaky ny fanavaozana politika miady amin'ny kolikoly. Na izany aza, tsy nanakana an'i Liu amin'ny zoto ara-politika nataony ny famoretan'ny miaramila ary nogadraina izy tamin'ny 15 Aprily 1991, voasazy nandritra ny 2 taona sy tapany noho ny heloka ” fanapariahana fampielezan-kevitra manohitra ny revolisiona “. Navotsotra tamin'ny volana Oktobra 1993 izy , ary mbola manohy mikarakara antoko politika demokratika ihany , ary dia voasazy higadra 13 taona indray izy noho ny heloka “fikomiana amin'ny fanjakana “. Noafahana tamin'ny Novambra 2008 izy tamin'ny farany.
Naharitra 20 volana fotsiny ny fahafahan'i Liu . Tamin'ny 28 Jona 2010, nogadrain'ny polisy Sichuan izy noho ireo asasorany ara-politika. Tamin'ny 12 Aogositra, natolotra ny fitsarana izy noho ny heloka ” fampirisihana fikomiana amin'ny fanjakana ” .
Mba hanehoana ny fanohanana an'i Liu, nanomboka nanao fanentanana an-tserasera ireo mpitolona eo an-toerana sy any ampitan-dranomasina miaraka amin'ny hiaka hoe “ izaho no Liu Xianbin ” tamin'ny voalohandohan'ny volana Jolay. Taty aoriana, vondrona 16 momba izany no natsangana , toy ny vondrona Hong Kong , vondrona Shandong , vondrona Anhui , vondrona Inner Mongolia , vondrona Guangxi, vondrona Shaanxi, ary sns .
Manazava ny antony nahatonga azy ny ho sahy hiteny hoan'i Liu Xianbin i Liu Feiyao, mpitolona ho amin'ny fiovana ara-tsosialy avy any Hubei
民间反响如此之大,除了因刘贤斌对民主、人权长期的不懈地追求外,除了他为了自己的理想受尽磨难以外,还有一个原因就是当局这次做得太过了。大家实在难以 理解和接受,刘贤斌这次出狱只有一年多的时间,除了声援被抓的朋友等不多的行动外,他又能有多少“颠覆国家政权”的行为呢?更何况声援一下被抓的朋友也是 “颠覆“吗?
Noraràna tamin'ny haino aman-jery fototra sy tamin'ny haino aman-jery amin'ny aterineto tsy hivoaka ireo vaovao mikasika ny tranga nahazo an'i Liu Xianbin sy ny fampielezan-keviny, ary arahimaso akaiky ireo mpikatroka avy amin'ny vondrona atahorana. Ho fanohizana ny fanentanana, nifandimby nanao fitokonana tsy hihinan-kanina ny mpikatroka ary indreto misy filazan-kevitra nosafidiana avy amin'ireo nitokona tsy hihinan-kanina ireo izay manara-dia an'i Liu Xianbin .
Iray amin'ireo naman'i Liu Xianbin izay narovany i Chen Yunfei avy any Sichuan. Ankehitriny, anjaran'i Chen indray no manohana an'i Liu amin'ny alalan'ny fanaovana fitokonana tsy hihinan-kanina :
贤斌救同胞出狼窝,他又深陷虎口。放眼望去,哪里有清静之地?大陆国人谁能会幸免不被伤害?这都是掌权者丧失“政治伦理”所致,是“阶级斗争”思维所赐。 为让我的孩子,我们的孩子不再因言获罪,不再是为争生存权而抗争,我们现在就必须“公开、理性、非暴力”地抗争到天明。
Xu Jianxiong avy any Shaanxi:
刘贤斌是我们的好兄弟,是中国的好公民。今天他身陷囹圄是因为他无法放弃对正义和良知的坚持。如果我们自己的同胞可以被无端陷害、可以被因言治罪,那么, 这个国家的公正还存在吗?这个民族的希望还存在吗?我们深知,没有每一个中国公民的觉醒和行动,中国的自由和民主是永远不会到来的。绝食,只是表达我们的 一种态度--我们永远将和正义与良知站在一起!愿刘贤斌早日获得自由,愿国家早日实现民主。
Wei Qiang avy any Shaanxi
我,是刘贤斌;我的名字却是魏强,这是种声音,是人类精神的桥梁,是社会发展的力量,是追逐自由的奔跑,是精神对人格的塑造。
我,是刘贤斌,我要呼吸,我要奔跑!我要打破所有摧残生命的牢笼。
我,是刘贤斌,我要光,我要自由。
izaho no Liu Xianbin – mila miaina aho ary mila mihazakazaka! mila mamaky ny sakana izay manimba ny fiainana .
izaho no Liu Xianbin – te-hanana ny mazava aho, te-hanana fahalalahana .
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...