Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

19 Mey 2010

Tantara tamin'ny 19 Mey 2010

Iran: Nihaika an'i Ahmadinejad indray ny mpianatra

Mpianatra anjatony avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Shahid Beheshti ao Teheran no nanohitra ny fitsidihan'ny filoha iraniana Mahmoud Ahmadinejad tao amin'ny Anjerimanontolony ny 10 mey teo. Nihiaka tigetra manohitra azy tahaka ny “mahalalà menatra ry mpanao jadona” sy ny hoe “Avelao ho afaka ny Anjerimanontolo.” Notafihin'ny mpitandro ny filaminana sy ny vondron-kery...

Iran: tanàna maty any amin'ny tanàna Kiorda ho fanoherana ny fanamelohana ho faty

Nikatso ny fiainana tany amin'ny tanàna kiorda maro any Iran sy ny faritany hafa raha nitokona ny fandraharahana sy ny fivarotana tamin'ny alakamisy 13 mey teo ho fanoherana ny fampiharana ny famonoana ho faty ny efatra amin'ireo gadra Kiorda efatra dia i Farzad Kamangar, Ali Heidarian, Farhad Vakili ary Shirin...