Palestina: Kolontsainan'ny fanoherana any Gaza
Nivoaka voalohany tany Gaza tamin'ny 1 Aogositra ny horonantsary lava novokarin'i Hamas, ampahany amin'ny tetika fanangonana fanohanana nataon'ilay hetsika avy amin'ny alalan'ny hetsika ara-kolotsaina, tamin'ny fananganana “kolontsainan'ny fanoherana“. Tamin'iny herinandro iny ihany, nisy lalao momba ny famokarana horonantsary nisokatra tany Gaza. Samy natrehan'ireo mpitoraka blaogy avokoa izy roa ireo, ary omeny antsika ny hevitr'izy ireo.
Lina Al Sharif, izay mitoraka blaogy ao amin'ny 360 km2 of chaos, dia nanatrika ny fandefasana voalohany ilay horonantsary Imad Aqil:
Tifitifitra, fifanenjehana amin'ny fiara sy tantarana mahery fo iray, “Imad Aqil” no horonantsary voalohany avy any Gaza. Tamin’ny volana Aogositra no nisokatra voalohany tao amin'ny foibe ara-kolontsain'i Rashad Al-Shawa ao Gaza ny horonantsary maharitra ora 2. Nosoratan’i Mahmoud Al-Zahar izy ity, izay lehibe mpitarika ny Hamas any Gaza, notontosain’i Majid Jindiya, ary novokarin’ny tambajotrana haino aman-jery Al-Aqsa. Mitentina any amin’ny 120,000$ ny vola lany tamin’io horonantsary hoy ny gazetyin'ny Hamas mivoaka isan’andro ao Al-Resala. Tany amin’ny tanàna famokarana horonantsarin’i Asda, izay mitoetra any amin’ny zara-tany Israeliana nisintahana tamin’ny 2005 no tena tena nandraketana ity horonantsary ity. Izay tratran’ny ady farany teo.
Hitako ny taratasin-dokambarotra lehibe momba ilay horonantsary alohan’ny nivoahany; taitra aho nahita horonansary vita eto an-toerana amin’izao toe-draharaha manahirana aty Gaza izao. Omaly ihany, nividy ireo tapakilana 10 shekel izaho sy ny namako roa hijerena ilay horonantsary momba ity mhery fo Palestiniana malaza ity.
Ambaran'i Lina amintsika ny tantara:
Mifototra amin’ny tantaram-piainan’ilay mpiady ho amin’ny fahafahana Imad Aqil ilay horonantsary. Manomboka amin'ny fanehoana vehivavy mpampiteraka iray sy ny vadiny ho any an-tranon’ny Aquil mba hampiteraka ilay ho mahery fo, izay teraka ny 19 Jona 1971 tao amin’ny toby Jabaliya. Avy eo, entina any amin'ny fahazazany ireo mpijery, dia avy eo ny fahatanorany tany an-toby, izay nizakàn’ireo Palestiniana fisamborana tsy an-drariny sy daroka avy tamin’ireo mpisafotany Israeliana. Tamin’ny 1988, nipoaka ny Intifada Palestiniana voalohany, ary nanendrena ho fanta-poko ho fanta-pirenena ny Hamas ho Hetsi-panavotana Silamo. Tamin’iny taona iny ihany, nosamborina i Imad Aqil noho ny fandraisany anjara tamin’ny raharaha Intifada sy Hamas. Nijanona 18 volana am-ponja izy. Taorian’ny namotsorana azy, naka ny toeran'ny mpitarika ady mitam-piadiana manohitra ny tafika Israeliana any Gaza izy. Nantsoin’ireo Israeliana izy hoe “ilay lehilahy manam-panahy fito” . Tapitra ny ain’ity mpiadin’ny brigady Qasam ity tamin’ny famonoan’ny tafika Israeliana azy nampian’ny Palestiniana iray mpamadika tamin’ny taona 1993.
Ny hevitr’i Lina momba ilay horonantsary?
Tsy io no horonantsary tsara indrindra hitako, fa horonantsary avy any Gaza io. Raha jerena daholo ireo zava-nitranga, ireo enti-manana rehetra ary ireo foto-drafitrasa rehetra nilaina nanamboarana horonantsary avy amina tantara tahaka izao; azo atao hoe tsara ny vokatra azo na dia eo aza ny zava-misy sy ny toerana nasiana an’i Gaza efa ho roa taona sy tapany izao. Avy any Gaza daholo ireo mpilalao lahy sy vavy. Indrisy, tao amin’ny tatitr’i Resala ihany no nahafantarana fa efatra tamin’ireo mpilalao ireo no maty tamin’ilay ady farany teo tao Gaza. Nisy olana kely teo amin’ny fandrindràna ny feo; misy ampahany amin’ireo resaka tsy heno noho ny fikirakirana ara-peo [sound effect]. Fanampin’izany, tsy dia mahay loatra ireo mpilalao. Nefa tsy maintsy tiavina ilay izy amin’ny ankapobeny noho izy nivoaka avy ao anivon'ny fotoan-tsarotra lalovan’i Gaza.
Ao amin’ilay blaogy In Gaza (hita koa ao amin’ny The Electronic Intifada), mitatitra tantara tsangana mombana famokarana horonantsary ilay Kanadiana Eva Bartlett:
“Moa tsy tia mijery sarimihetsika tahaka ny olon-drehetra ireo mponina any Gaza?” hoy ilay mpamokatra sarimihetsika Hossam Abdel Latif. Ny vadiny, Souad, izay mahatsiaro tena kokoa dia namaly, “Ny olona tsy manan-ko hanina ve ho afaka handeha hijery sarimihetsika?”
Ny resaka momba ny kanto mandritra ny fahirano sy fanjanahan-tany no iray amin’ireo lohahevitra lehibe entin’ny mpamokatra tantara tsangana any Gaza, Film Cinema, izay nisokatra tamin’ny 4 Aogositra tany an-tanànan’i Gaza. Sehatra rakotry ny porofon-tsary, ary voaravaka ‘ours’ lamba iray botrabotra sy manirery no fitambaran’ny haingon’ity tantara lalaovin'olona telo ity.
“Izaho no Hossam Abdel Latif, ary te-hanao sarimihetsika aho,” hoy ilay maniry ho mpamokatra sarimihetsika mamerimberina manoloana ny ‘caméra vidéo’-ny, mba hanapatapahana matetika:
Tsotra ny tantara — olona iray mpamokatra horonantsary sy ireo olana sedrainy— nefa sahirana amin’ny fiainana ao anatin’izany Palestina voazanaka izany, misary gaigy, ary indraindray toa zary tenany, mandritry ny ora filalaovana an-tsehatra. Mampatsiahy ny vono olona Israeliana farany tao Gaza i Film Cinema — nefa tsy manonona vanimpotoana manokana, izany hoe mety n’iza n’iza tamin’ireo fananiham-bohitry ny tafika Israelina tao Gaza izany — ary maneho ireo nofy sy tsindrihazolena niainan’ireo Palestiniana eo ambanin’ny fanjanahan-tany any Gaza. Amin’izay fotoana izay ihany, mizara ny zava-misy iainan'ny rehetra momba ny olana an-tokantrano sy ny fanirian'ny isam-batan'olona ilay tantara.
Manohy izy:
Film Cinema no tantara tsangana faharoa mandritra ity fahavaratra ity aty Gaza, ary mbola betsaka no eo am-pamokarana.
Ireo mpankafy tantara tsangana koa dia mitady sehatra eo amin’ny zavakanto na sarintsarina “fanaraham-penitra” any Gaza. Ny fahafenoan’ny toerana sy ny fandraisana anjara mavitrik’ireo mpijery dia maneho ny hetahetan’ireo Palestiniana any Gaza hanana zavakanto sy ‘cathartic outlet’.
Nivoaka voalohany tany Gaza tamin'ny 1 Aogositra ny horonantsary lava novokarin'i Hamas, ampahany amin'ny tetika fanangonana fanohanana nataon'ilay hetsika avy amin'ny alalan'ny hetsika ara-kolotsaina, tamin'ny fananganana “kolontsainan'ny fanoherana“. Tamin'iny herinandro iny ihany, nisy lalao momba ny famokarana horonantsary nisokatra tany Gaza. Samy natrehan'ireo mpitoraka blaogy avokoa izy roa ireo, ary omeny antsika ny hevitr'izy ireo.
Lina Al Sharif, izay mitoraka blaogy ao amin'ny 360 km2 of chaos, dia nanatrika ny fandefasana voalohany ilay horonantsary Imad Aqil:

Tifitifitra, fifanenjehana amin'ny fiara sy tantarana mahery fo iray, “Imad Aqil” no horonantsary voalohany avy any Gaza. Tamin’ny volana Aogositra no nisokatra voalohany tao amin'ny foibe ara-kolontsain'i Rashad Al-Shawa ao Gaza ny horonantsary maharitra ora 2. Nosoratan’i Mahmoud Al-Zahar izy ity, izay lehibe mpitarika ny Hamas any Gaza, notontosain’i Majid Jindiya, ary novokarin’ny tambajotrana haino aman-jery Al-Aqsa. Mitentina any amin’ny 120,000$ ny vola lany tamin’io horonantsary hoy ny gazetyin'ny Hamas mivoaka isan’andro ao Al-Resala. Tany amin’ny tanàna famokarana horonantsarin’i Asda, izay mitoetra any amin’ny zara-tany Israeliana nisintahana tamin’ny 2005 no tena tena nandraketana ity horonantsary ity. Izay tratran’ny ady farany teo.
Hitako ny taratasin-dokambarotra lehibe momba ilay horonantsary alohan’ny nivoahany; taitra aho nahita horonansary vita eto an-toerana amin’izao toe-draharaha manahirana aty Gaza izao. Omaly ihany, nividy ireo tapakilana 10 shekel izaho sy ny namako roa hijerena ilay horonantsary momba ity mhery fo Palestiniana malaza ity.

Ambaran'i Lina amintsika ny tantara:

Mifototra amin’ny tantaram-piainan’ilay mpiady ho amin’ny fahafahana Imad Aqil ilay horonantsary. Manomboka amin'ny fanehoana vehivavy mpampiteraka iray sy ny vadiny ho any an-tranon’ny Aquil mba hampiteraka ilay ho mahery fo, izay teraka ny 19 Jona 1971 tao amin’ny toby Jabaliya. Avy eo, entina any amin'ny fahazazany ireo mpijery, dia avy eo ny fahatanorany tany an-toby, izay nizakàn’ireo Palestiniana fisamborana tsy an-drariny sy daroka avy tamin’ireo mpiosafotany Israeliana. Tamin’ny 1988, nipoaka ny Intifada Palestiniana voalohany, ary nanendrena ho fanta-poko ho fanta-pirenena ny Hamas ho Hetsi-panavotana Silamo. Tamin’iny taona iny ihany, nosamborina i Imad Aqil noho ny fandraisany anjara tamin’ny raharaha Intifada sy Hamas. Nijanona 18 volana am-ponja izy. Taorian’ny namotsorana azy, naka ny toeran'ny mpitarika ady mitam-piadiana manohitra ny tafika Israeliana any Gaza izy. Nantsoin’ireo Israeliana izy hoe “ilay lehilahy manam-panahy fito” . Tapitra ny ain’ity mpiadin’ny brigady Qasam ity tamin’ny famonoan’ny tafika Israeliana azy nampian’ny Palestiniana iray mpamadika tamin’ny taona 993.

Ny hevitr’i Lina momba ilay horonantsary?

Tsy io no horonantsary tsara indrindra hitako, fa horonantsary avy any Gaza io. Raha jerena daholo ireo zava-nitranga, ireo enti-manana rehetra ary ireo foto-drafitrasa rehetra nilaina nanamboarana horonantsary avy amina tantara tahaka izao; azo atao hoe tsara ny vokatra azo na dia eo aza ny zava-misy sy ny toerana nasiana an’i Gaza efa ho roa taona sy tapany izao. Avy any Gaza daholo ireo mpilalao lahy sy vavy. Indrisy, tao amin’ny tatitr’i Resala ihany no nahafantarana fa efatra tamin’ireo mpilalao ireo no maty tamin’ilay ady farany teo tao Gaza. Nisy olana kely teo amin’ny fandrindràna ny feo; misy ampahany amin’ireo resaka tsy heno noho ny fikirakirana ara-peo [sound effect]. Fanampin’izany, tsy dia mahay loatra ireo mpilalao. Nefa tsy maintsy tiavina ilay izy amin’ny ankapobeny noho izy nivoaka avy ao anivon'ny fotoan-tsarotra lalovan’i Gaza.

Ao amin’ilay blaogy In Gaza (hita koa ao amin’ny The Electronic Intifada), mitatitra tantara tsangana mombana famokarana horonantsary ilay Kanadiana Eva Bartlett:

“Moa tsy tia mijery sarimihetsika tahaka ny olon-drehetra ireo mponina any Gaza?” hoy ilay mpamokatra sarimihetsika Hossam Abdel Latif. Ny vadiny, Souad, izay mahatsiaro tena kokoa dia namaly, “Ny olona tsy manna-ko hanina ve dia afaka mandeha mijery sarimihetsika?”
Ny momba ny kanto mandritra ny fanjanahan-tany no iray amin’ireo lohahevitra lehibe an’ny mpamokatra tantara tsangana any Gaza, Film Cinema, , izay nisokatra tamin’ny 4 Aogositra tany an-tanànan’i Gaza. ‘Sehatra feno ‘pellicules’, ary voaravaka ‘ours’ lamba botrabotra sy manirery no fitambaran’ny haingon’ity tantara amam-pilalao telo ity.
“Izaho no Hossam Abdel Latif, ary te-hanao sarimihetsika aho,” hoy ilay maniry ho mpamokatra sarimihetsika mamerimberina manoloana ny ‘caméra vidéo’-ny, mba hohelingelenina isaky ny mihetsika:

Tsotra ny tantara — mpamokatra horonantsary sy ireo olana lalovany — nefa sahirana amin’ny fiainan’izany Palestina voazanaka izany, mampilalao, ary indraindray mampieritreritra amin’ny tena fiainana. Mampatsiahy ny vono olona Israeliana fary tan Gaza i Film Cinema — nefa tsy manonona vanimpotoana manokana, izany hoe mety n’iza n’iza tamin’ireo fanjanahan’ny tafika Israelina an’I Gaza izany — ary maneho ireo nofy sy tsindrihazolena iainan’ireo Palestinana eo ambanin’ny fanjanahan-tany any Gaza. Amin’izay fotoana izay ihany, mizara ny zava-misy iraisam-pirenena momba ny ‘marital spats’ sy ny fanirian’ny isam-batan’olona ilay tantara.

Manohy izy:

Film Cinema no tantara tsangana faharoa mandritra ity fahavaratra iy aty Gaza, ary mbola betsaka no eo am-pamokarana.
Ireo mpanka-fy tntara tsangana koa dia mitady làlana any amin’ny zava-kanto na endrika ‘normality’ any Gaza. Ny fahafenoan’ny toerana sy ny fandraisana anjara mavitrik’ireo mpijery dia maneho ny fangetahetan’ireo Palestiniana any Gaza zava-kanto sy ‘cathartic outlet’.

Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...