11 raha kely indrindra no maty ary 30 no maratra nandritra ny fampisehoana an-kira notontosaina tao Rabat, renivohitra maraokana tamin'ny Asabotsy alina 23 May, fampisehoana ao anatin'ny Fetiben'ny mozika Mawazine.
Efa hifarana indrindra ny fampisehoana no nitranga ity toe-javatra nampalahelo ity fa nianjera nankao amin'ny kianja Hay Nahda hipooky ny mpijery mihoatra ny 70 000 “grillage” tamin'io andron'ny sabotsy io.
Notaterin'nyThe View From Fez sy ny mpamaham-bolongana Taha Balafrej izay malahelo tokoa amin'izao trangan-javatra izao moa ity voina ity:
D’autant plus […] que le festival Mawazine, aujourd’hui endeuillé, s’est imposé par sa programmation, par l’engouement du public, par la qualité des prestations et des moyens techniques, comme l’évènement populaire et culturel par excellence de la capitale, du Maroc et peut-être même du continent.
Azonao jerena eto amin'ny Global Voices Online:
Morocco: When Arabs Rock