Tantara tamin'ny 24 Mey 2009
Maraoka: 11 ny maty nandritra ny fampisehoana iray
11 raha kely indrindra no maty ary 30 no maratra nandritra ny fampisehoana an-kira notontosaina tao Rabat, renivohitra maraokana tamin'ny Asabotsy alina 23 May, fampisehoana ao anatin'ny Fetiben'ny mozika Mawazine....
Korea : Maty ilay filoha tsy nanao kolikoly indrindra fa ampangaina ho manao kolikoly izy
Nodimandry androany (sabotsy) ny filohan'i Korea teo aloha Roh Moo-hyun. Nanandrana nandao ny fiainany milamina tao an-tanàna niaviany tamin'ny alalan'ny fitsambikinana tany amin'ny hantsana tao ambadiky ny tranony ny filoha...
Sri Lanka : Mbola mifikitra ny fahakiviana, ny fangidiam-panahy ary ny fanosihosena
Andro vitsivitsy lasa izay no nifarana niaraka tamin'ny famonoana ny mpitarika ny LTTE Velupillai Prabhakaran ny ady an-trano naharitra 25 taona nifanaovan'ny governemanta Srilankey tamin'ny Tigra Mpanafaka an'i Tamoul Eelam...
Tontolo: Arahaba nahatratra ny Fetin'ny Reny!
Felam-boninkazo tany Xela, Guatemala nalain’i Erik++ ao amin’ny Flickr Raha misy ny zavatra iombonan’ny olombelona rehetra, dia ny hoe samy manana reny daholo isika rehetra. Ary amin’ny faritra maro eran-tany...