01 Febroary 2008

Tantara tamin'ny 01 Febroary 2008

Japàna : “Ranomandry voasikotra”

  01 Febroary 2008

Edo no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ranomandry voasikotra fahita any Japàna : Arguably the best place to see snowmen is the annual Sapporo Snow Festival, one of Japan’s most celebrated winter events. “Ny “Sapporo Snow Festival” angamba no toerana tsara indrindra hijerevana ireo “olon-dranomandry” sady hetsi-dririnina isan'izay malaza indrindra any...

Guyana : Idifian'izao tontolo izao ve izay niseho tao Lusignan ?

  01 Febroary 2008

Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana : If a crazed gunman had killed even half that number in a mall/school/church in the United States or some European country, it would be...

Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano

  01 Febroary 2008

OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? : I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks […]...

Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”

  01 Febroary 2008

Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka : I can only imagine how grand this building looked in its heyday. “An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”

Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro

  01 Febroary 2008

Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. : Tudo muito estranho e quase de filme! Será que os media darão eco da conferência de imprensa? Já li cerca...

Brezila : Mpiblaogy miara-mihetsika hanohitra ny fanolanan-jaza

  01 Febroary 2008

Luz de Luma dia isan'ireo mpiblaogy mivoy ny hetsika iarahan'ny mpiblaogy ao anivon'ny Pôrtigalasfera mba ho fanoherana ny fanolanan-jaza, izay hotanterahina ny faha-14 Febroary 2008 : Quando propus a blogagem e usei o termo que a ilustra, fui visitada sistematicamente pelos computadores da policia federal. Sinal de que eles estão atentos a...

Emirà Arabo Mitambatra: Tsy fisian'ny atody sy fifaninanana

  01 Febroary 2008

Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i  Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra  amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io....

Blaogy/Bolongana hanehoan-kevitra : Torolalan’i Global Voices hiarovan-tena

  01 Febroary 2008

Global Voices Advocacy dia faly mampilaza antsika ny fahavitan’ny torolalana fianarana andiany faharoa azo izay mifototra amin'ny fidifiana sivana amin’ny aterineto, famahanam-bolongana tsy fantatra anarana sy tsy fanta-toerana ary fahaiza-mampiasa ny fitaovana ilaina amin’ny aterineto hisian’ny fiovana ara-politika sy ara-piaraha-monina. Blog for a Cause!: The Global Voices Guide of Blog...

Goatemala : Bokina minisitry ny fampianarana teo aloha

  01 Febroary 2008

Ronald Flores no mijery todika ny boky vaovao nosoratan’i María del Carmen Aceña mitondra ny lohateny hoe “Ahoana rehefa Minisitry ny fampianarana eto Goatemala, mampihatra ny fanavaozana ary tsy rendrika am-panatanterahana: Boky fampiasan-tena.” Manoro hevitra ny mpamaky i Flores hividy ity boky “tena ilaina” ahitana ny haizatran’i Aceña tao amin'ny governemanta...

Angôla : “We CAN do it” na VITAnay io

  01 Febroary 2008

Mialoha ny resaka dia miala tsiny raha naverina kely ilay lohateny avy tamin'ny lahatsoratra nadika satria misy teny anglisy tsy mety ho voavadika eo. Misy teny hoe CAN izay azo lazaina hoe (Coupe d’Afrique des Nations) izay tsy ho voavadika teny malagasy manko eo ary ny lohateny malagasy dia afaka atao...