Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana :
I know from people who read this article that water in Nurek reservoir will be enough to generate electricity only until 8th of February.
“Henoko tamin'ny mpamaky io lahatsoratra io fa ny toha-drano any Nurek dia zara raha ampy hitrandrahana herin'aratra hatramin'ny faha-8 Febroary [2008].”
2 hevitra
Io izany ilay mahatonga ny fitenenana ankehitriny hoe “mety hipoaka ny sarom-bilany” e!
“Madiva ho ritra ny fatsakana” no noheveriko ho mahalaza azy tsaratsara kokoa, saingy tsy te hanalavitra loatra ilay lohateny nomeny aho 😉