29 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 29 Janoary 2008

UK: mahamenatra

Blogrel no manome ny heviny mikasika ilay fanimbazimbana nisy nanao omaly tany an-tanànan'i Cardiff tamin'ny mariky ny hazofijaliana najoro ho fahatsiarovana ireo Armeniana naripaka tamin'ny fotoan'androny. Nolazain'ny mpamaham-bolongana ary fa mahamenatra sady...

29 Janoary 2008

Kenya : Ny Kenya izay iriko

Diary written by Amudachi [Diry nosoratan'i Amudachi] no mizara izay anjara mba iriny ho azo avy amin'i Kenya: Part of the Kenya I want is a Kenya where politicians will...

29 Janoary 2008