Iran: Mifanao bizina amin'i Syria sy Iran i Etazonia

 Indro omen'i Ali Mostofi ao amin'ny Iranian.com blog antsika ny rohy amina lahatsoratra iray mikasika ny fifampiraharahana ara-barotra misy eo amin'i Etazonia sy Iran ary Syria.Ampian'ny mpamaham-bolongana moa fa raha nitodika tao amin'ny toe-draharaha anatiny i Etazonia, fa tsy niherikerika ivelan'ny firenena, dia efa ela no nivaha ny olana momba ny Seyyeds[mpitondra fivavahana silamo].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.