Oganda: ifampitadiavana ny solika.

Kampala.ver no mampita vaovao avy any Oganda: “Raha ampitahaina amin'ny fahafatesa-na Kenyana anjatony dia mbola ambany ihany fiantraikan'ny fifidianana Kenyana namboamboarina ity fa ny iray litatry ny soliky ny fiara ihany no mba any ho any amin'ny USh 8,000.” Hampahafantarana antsika aloha fa nandalo ny seranana Kenyana ny solika Ogandey talohan'ny gidragidra fa tsy maintsy mitady lalankafa kosa ry zareo rehefa nitranga ity gidragidra ity. Izay no mampikoropaka ny mpampiasa fiara any Oganda.

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.