Tantara tamin'ny 04 Janoary 2008
Oganda: ifampitadiavana ny solika.
Kampala.ver no mampita vaovao avy any Oganda: “Raha ampitahaina amin'ny fahafatesa-na Kenyana anjatony dia mbola ambany ihany fiantraikan'ny fifidianana Kenyana namboamboarina ity fa ny iray litatry ny soliky ny fiara...
Jamaika: Mpaminany sandoka
“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i...
Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana
Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.” Ndesanjo...
Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any
Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy...
Uzbekistan: Nanao hosoka tamin'ny fifidianana i Karimanov
Joshua Foust no niteny fa feno hosoka ny fifidianana tany Uzbekistan, satria fandesena miezinezina hatramin'ny 88% no azony noho ny fandrotsaham-bato mihoatra ny iray ataon'ny mpifidy iray hangalara-bato fotsiny. Adil Nurmakov
Ezipta: efa fantatra mialoha ny hanaraha-maso ny bilaogera
Abu Aardvark no miresadresaka amin'ny fanetsiketsehana hanafahana ny mpamaham-bolongana Arabo ato amin'ity lahatsoratra ity. “Efa fantatra mialoha ny zavamahazo ny mpamaham-bolongana Arabo amin'izao fotoana izao: Ny fitomboan'ny mpamaky azy sy...
Kyrgistan: Sivilizasiona taloha hita ambanin'ny farihy
Almaz no mitatitra fa nisy fiarahamonina (sivilizasiona) helenika izany hoe grika hita tany ambanin'ny farihy Kyrgyz ao Issyk-Kul. Hevitreverina fa taonjato 25 tany hoa any no nisian'ity sivilizasiona ity. Adil...