Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Angôla: Miraharaha ny fanatsarana ny mombamomba ny ankizy ?

Mikasika ny fiarovana sy ny famporisihina ho amin'ny fanatsarana ny mombamomba ny fiainan'ny ankizy any Angôla, ny mpiblaogy Orlando Castro dia tsy matoky ny fahamatoran'ny kabary ofisialin'ny governemanta :

« The assurance that this was in the national political agenda was given by the Minister Joao Baptista Kussumua, at the UN headquarters, New York. “You only need to look through the five stars hotels’ back windows to see the opposite” »

« Nomen'ny Ministra Joao Baptista Kussumua tany amin'ny foiben'ny Firenena Mikambana, any New York ny fanomezan-toky fa efa voarakitra ao anatin'ny diarim-pirenena [vakio hoe MAP Angôlana] izany. “Todiho fotsiny ka jereo ao ambadiky ny varavarankelin'ny hôtely [saranga] kintana dimy dia ho hitanao izay mifanohitra amin'izay nambrany” »

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.