Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 15 Desambra 2007

Goatemala : Ny fomban-drazana fandoroana devoly

Hazavain’ny jiro iriariavan’ny ankizy milalao an-dalambe ny manodidina, fialantsasatra tokoa manko izao ary efa mandindona ny maro sahady ny fetin’ny krismasy. Hifangaro toy ny isaky ny volana desambra indray ny fivavahana sy ny fomban-drazana isankarazany. Misy fomba « fandoroana ny devoly » izay fanao isaky ny 7 Desambra indrindra fa...

Kenya : Ireo zavatra telo mahadomelina ny mpifidy Kenyana

Ny mpiblaogy Kumekucha dia mampiharihary ireo olana telo lehibe izay mpahazo ny mpifidy Kenyana : « Tribalism. Corruption. Short-term memory. These are the three opium’s we must exhale out of our body system before you go vote on the 27th. » « Adim-poko. Fitantanana tsy madio. Malaky very tadidy. Ireo...

Malawi : William Kamkwamba any amin'ny gazety Wall Street Journal

Ny mpiblaogy Erik dia manoratra ao amin'ny blaogy Afrigadget mikasika an'i William Kamkwamba, tanora siantifika avy any Malawi : « We’ve written about young Malawian William Kamkwamba a couple of times here on AfriGadget, so it’s great to see him getting recognition in the WSJ! The article is titled “A...

Angôla: Miraharaha ny fanatsarana ny mombamomba ny ankizy ?

Mikasika ny fiarovana sy ny famporisihina ho amin'ny fanatsarana ny mombamomba ny fiainan'ny ankizy any Angôla, ny mpiblaogy Orlando Castro dia tsy matoky ny fahamatoran'ny kabary ofisialin'ny governemanta : « The assurance that this was in the national political agenda was given by the Minister Joao Baptista Kussumua, at the...

Tanzania : Fitsidihana an'i Zanzibar

Ny mpiblaogy Ore dia mitantara ny fitsidihany an'i Zanzibar : « There's so much to share that I don't know where to start from. I also don't have the time to do it, especially since I am blogging from a cyber cafe located in the post office. Internet access here...