Tantara tamin'ny 25 Oktobra 2007
Ozbekistana : Mpanao gazety novonoin'olona
Ny mpiblaogy Libertad dia mitatitra ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Ozbeka Alisher Saipov, izay niasa tany Kyrgystana, izay firenena mifanolobodi-rindrina amin'i Ozbekistana, sy nanoratra lahantsoratra maro mikasika ireo Ozbeka...
Sodana : Andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo
Ho fandraisana anjara amin'ny andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo dia manaparitaka sarimihetsika mba tsy hanadinoana ny blaogy The Whinery 2.0. Ndesanjo Macha
Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?
Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways,...
Armenìa : « Angano » mitantara fietsenana
Ny blaogy Dominic in Armenia izay mitatitra ny fiaimpiainana Mpiasa Antsitram-po hoan'ny Fandriampahalemana na Peace Corps Volunteer [PCV] dia mitantara « angano » vitsivitsy izay nahazo azy tany am-pietsenana any...
Colombia: Niatrika ny Fitsarana faratampony ny filoham-pirenena Uribe
Niseho tao amin’ny fahitalavi-pirenena [kolombiana] ny Filoha Álvaro Uribe Vélez ny alatsinainy 8 oktobra nanambara fa vao noampangaina ho nibaiko ny famonoana ny lehiben’ny milisy mitam-piadiana fantatra amin’ny anarana hoe...