Tantara mikasika ny Soisa tamin'ny Oktobra, 2016
Netizen Report: Eken'ireo Olom-pirenena Soisa Ny Fanarahamaso

Resy tamin'ny fitsapankevi-bahoaka ireo Soisa mpikatroka mafàna fo, raràn'ireo Jordaniana manampahefana ny fandrakofam-baovao momba ilay famonoana mpanoratra, ary mandany vola be noho izay efa fantatra tany aloha i Meksika mba ho an'ny fitaovana fanarahana maso.