Tantara mikasika ny Soisa tamin'ny Marsa, 2012
Soisa : Miarahaba Tsara Anareo Ny “Grikan'I Soisa Romande” !
Lazaina matetika ho fitaratry ny fahaiza-miara-monina i Soisa, satria mahatazona ny fiavaham-pirenena mampivondrona ny olom-pirenena ao aminy sady ataony rehareha izany na dia tsy vitsy aza ny fifanebahana misy eo...