Tantara mikasika ny Solomon Islands tamin'ny Desambra, 2022
Basy sy Kung Fu: Samy manampy hampitao fiadiana ny polisin'ny Nosy Solomona na i Aostralia na i Shina
"Amin'izao vanim-potoanan'ny fifaninanana ara-jeopolitika matanjaka dia matanjaka izao, mety hiafara amin'ny zava-mampidi-doza io fanomezana fitaovam-piadiana ny polisy io rahatrizay."