Tantara mikasika ny Solomon Islands tamin'ny Desambra, 2021
Nanomboka nanao ny ezaka fanadiovana sy fanarenana ny olom-pirenena taorian'ny hetsi-panoherana sy ny rotaka tao amin'ny Nosy Solomon
Mitondra fahasahiranana sy adim-piainana ho an'ny tenantsika, ny fianakaviantsika, ny havana ary ny mpiara-belona amintsika ihany isika amin'ny alalan'ny fandraisana anjara amin'ny hetsika tsy ara-dalàna toy ny rotaka, fandoroana sy fandrobana.