Tantara tamin'ny sy

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

  15 Janoary 2008

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.

Ejipta: Britney Spears sy ny finoana Islamo

  15 Janoary 2008

Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza (heverina ho misy olana momba ny tenany) Britney Spears? Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato. Voasoratra ao moa fa misy silamo miara-mivoaka aminy efa roa herinandro izay ka noho ny fitiavany io rangahy io dia te-hanambady azy io izy ary...