Tantara mikasika ny Katalana tamin'ny Jolay, 2012
Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan
Nibahan-toerana tanteraka tao amin'ny blogosphère ny adihevitra momba ny fiteny Catalogne, hatramin'ny fotoana nanafoanan'ny Fitsarana Faratampony Espaniola ny fampidirana ny fiteny ho an'ireo ankizy eo anelanelan'ny telo ka hatramin'ny enin-taona. Ampiasaina ny filonana amin'ny fiteny mba hanomezana antoka ny fahaiza-mifehy ny Catalan ho an'ireo manana tenin-dreny amin'ny fiteny hafa.
#TwitterEnCatalà Miteraka Bitsi-Pifaliana Sy Fankahalàna
Ny 6 Jolay 2012, analiny ireo mpiondana aterineto miteny ny fiteny Catalan no nankalaza ny fahatongavan'ny fampiasana ny tenin'izy ireo eo amin'ny Twitter. Vetivety dia nanjary lohahevitra noresahana be tao Espaina ny tenifototra #twitterencatalà
Kiobà: Mampiantrano Fetibenà Tambajotra Sosialy i Havana
Notanterahana tany Havana, Kiobà ilay Festival Clic na "Fetiben'ny 'Click'", nokarakarain'ireo mpitoraka bilaogy tany amin'io Nosy io, ny tena misongadina tamin'izany dia i Yoani Sánchez, tompon'ilay bilaogy Generación Y.