Tantara mikasika ny Katalana tamin'ny Oktobra, 2015
Tranga Manafintohina Mampirongatra Ny Ahiahin'ny Katalàna Mialoha Ny Fifidianana Manan-Tantara Momba Ny Fahaleovantena
Vao mainka nampirongatra ny tsy fitokisan'ny vahoaka Katalàna ireo hadisoam-pamindra nampalahelo nataon'ny governemanta Espaniola, herinandro mialoha ilay fifidianam-paritra momba ny "fahaleovantena"-n'i Katalonia natao ny 27 Septambra.