Tantara mikasika ny Katalana tamin'ny Aogositra, 2012
Espaina : Fanentanana “Tsy handoa vola aho” Manerana ny Lalambe Katalana
Naharitra dimy volana hatramin'izao ilay hetsi-panoherana ny fampakàrana ny haban-dalana amin'ny lalambe espaniola ary tonga hatramin'ny fifandonana teo amin'ny mpamily fiarakodia sy mpitantan-draharaha tsy miankina misahana ny lalambe