Tantara mikasika ny Katalana tamin'ny Oktobra, 2012
Espaina : Tsaraina Noho Ny Nahatrarany Kolikoly Ny Mpanao Gazety Roa Any Catalan
Hotsaraina any Catalan,Espaina amin'ny 27 Septambra, i Albano Dante sy i Marta Sibina, tonian-dahatsoratry ny gazetiboky Cafè amb Llet. Nampangain'ny mpanolotsain'ny filohan'i Catalan ho nanala baràka ireo mpanao gazety rehefa nilaza fa misy mpiasam-panjakana ambony voarohirohy ao amin'io kolikoly amin'ny rafitra ara-pahasalamana io.