Tantara mikasika ny Katalana tamin'ny Oktobra, 2017
Katalàna : Anelanelan'ny Fanantenana sy Fahavinirana Taorian'ny Fitsapan-kevibahoaka Ho An'ny Fahaleovantena
Eo anelanelan'ireo fijoroana vavolombelona sy sarinà fanantenana sy herisetra, miatrika ny iray amin'ireo fizotran-draharaha sarotra indrindra sy hametra ny hoaviny amin'ny tantara demokratikany maoderina i Espaina sy i Katalàna.