Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Oktobra, 2016
Lehilahy Bangladeshita Mahalala Izany Hoe Hanoanana Ka Manome Sakafo Mora Vidy Ho An'ireo Ankizy Sahirana
"Nanomboka tetikasa mizara sakafo ho an'ireo ankizy sahirana ao Dhaka sy ny faritra hafa amin'ny vidiny iray taka Bangladesh monja (0.013 dolara Amerikana) ny fikambanana atao hoe Bidyananda.