Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Jolay, 2017
Omen'ny Mponina ao Dhaka Karatra Mena Ny Ben'ny Tanàna Fa Tsy Mahavita Mifehy ny Aretina Entin'ny Moka
"Tsia, ry Ben'ny tanàna, tsy misy olona niantso anao handeha hanamboatra ny lay aromoka isan-tokantrano. Nomena andraikitra ianao hanomo ny moka ka araka izany tsy lay aromoka no takianay..."
Fanomezana Vita Amin'ny Taratasy Mivadika Ho Zavamaniry
"Saino ange izany, hitombo ho zavamaniry ny fonosana izay ho atsipy eny amin'ny zoron-dalana, na any anaty fanariam-pako."
Mampiasa ny Onjan'ny Fahitalavitra Ireo Mpahay Teknolojia ao Mombay Mba Hitondràna Fahafahana Miditra Bebe Kokoa Amin'ny Aterineto any India
Mahatonga ny ankamaroan'ireo Indiana ho voafetra amin'ny Aterineton'ny finday fotsiny ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasan'ny Aterineto, ka manasarotra ny fidirana lalindalina amin'ny teknolojian'ny Aterineto.