Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Jona, 2013
Nosokafan'i Bangladesy Ny YouTube Taorian'ny Fandraràna Nandritra Ny Valo Volana
Nanala ny fibahanany ny YouTube tany Bangladesy ireo tompon'andraikitry ny fifandraisan-davitra ao Bangladesy taorian'ny 260 andro namehipehezana ny fahafahana miditra amin'ilay tranonkala fifampizaràna lahatsary tao anatin'ny firenena