Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Marsa, 2012
Bangladesh : Mbola Tadiavina Ny Marina Momba Ny Famonoana Ireo Mpivady Mpanao Gazety
Vao haingana, nanaitra ny firenena ny famonoana olona mahatsiravina niseho tao Bangladesh ka izany hatrany no ambetin-dresaky ny olona. Tamin'ny 11 febroary 2012, mpivady mpanao gazety Sagar Sarwar sy ny vadiny Meherun Runi no nisy namono tao amin'ny trano fonenany ao Dhaka, renivohitr'i bangladesh. Izy ireo maty no hitan'ny zanak'izy ireo lahy kely...