Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Marsa, 2008
Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra
Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra: Tononkalo 10 no vaosoratra avy amin'ny...