Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Aogositra, 2014
Sambo Mpitondra Mpandeha Be Olona Loatra Rendrika tao Bangladesh; 2 No Maty, Mihoatra ny 100 Nanjavona
Nisy olon-tsy fantatra naka sary tamin'ny finday ilay sambo rendrika avy amin'ny sambo iray hafa teo akaikiny. Nifampizarana imbetsaka tao Facebook sy YouTube izany lahatsary izany.