Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Avrily, 2012
Bangladesh: Mampahonena ny Zavamisy Iainan'ireo Foko Vazimba Teratany
Ahitana foko teratany 45 (les Adivasis) ao Bangladesh. Monina ao amin'ny tanàna kelin'ny Chittagong Hill Tracts ny iraikambinifolo amin'izy ireo, raha toa kosa ka miely manerana ny firenena ny hafa. Betsaka amin'izy ireo no tsy salama ary iharan'ny fanavakavaham-bolokoditra, fanararaotana ary fampijaliana isan'andro ny sasany amin'izy ireo. Tao anatin'ny fanadihadiana notontosain'ny Fondation Kapeng et Oxfam (Fikambanana...