Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Janoary, 2014
Boky Maimai-poana No Nanombohan'Ireo Mpianatra 37 Tapitrisa Ny Taona Vaovao Tao Bangladesh
"Ity ny karazana Bangladesh tiantsika hananana…. Ankizy falifaly miaraka amin'ny bokiny vaovao ary mangetaheta fahalalàna….fa tsy Ankizy milalao vanja sy mianatra mitono olona"
Sekoly 100 Mahery May Tanaty Herisetra Fanoherana Fifidianana Tao Bangladesh
"Raha ny firenena no giazanao tsy ho afa-mihetsika noho ny resaka hetsi-panoherana, ahoana no hitondranao ity firenana ity hiroso?"
Nahoana No Nidongy Tsy Hanao Fifidianana Ny Mpanohitra Ao Bangladesh
Tsy nandray anjara tamin'ny fifidianana ankapobeny ny ankamaroan'ny antoko politika tao Bangladesh. Notakian'izy ireo ny hananganana governemanta tsy miandany hikarakara izany.
Bangladesh : Voafidy 154 Sahady Tsy Mbola Nanomboka Fandrotsaham-Bato Akory
Koa satria moa maro ny antoko mpanohitra manao ankivy ny fifidianana ankapobeny hotontosaina dia efa fantatra sahady ny ankamaroan'ireo mpandresy.So many parties are boycotting the upcoming general election, that most of the winners have already been decided.