Ny mpiblaogy Traysee dia mitatitra momba ny vokatry ny fiovan’ny toetr’andro amin'i Afrika. Mikasika an'i Afrika Atsimo manokana dia izao no fijeriny :
« South Africa, being the powerhouse of Africa, has done little to address its own global warming problems. This has, therefore, set a poor example for the rest of the African continent. »
« I Afrika Atsimo izay tena avokavok'i Afrika, aza dia tsy nanao ezaka firy hitsaboana ireo olana nateraky ny fiakatry ny hafanan'ny mari-pana ao aminy. Izany dia lasa ohatra ratsy hoan'ireo firenena Afrikana sisa. »