Ny fahafatesan'i Osama Bin Laden

Osama Bin Laden. Modified from image by Flickr user Anxo Resúa (CC BY-NC-SA 2.0).

Osama bin Laden. Novaina avy amin'ny sary tao amin'ny Flickr avy amin'ny mpisera Anxo Resúa (CC BY-NC-SA 2.0).

Fafana votoaty

Tamin'ny 2 Mey 2011 no nanaovana tatitra voalohany momba ny fahafatesan'i Osama Bin Laden. Novonoin'ny Tafika manokana avy any Etazonia tao Abbottabad, Pakistana izy. Izy no mpanorina ny tambajotra al-Qaeda, izay heverina ho tompon'andraikitra tamin'ny fanafihan'ny mpampihorohoro tamin'ny 11 Septambra. Bin Laden no nitàna ny lohalaharana tamin'ny lisitr'ireo olona karohina fatratra any Etazonia tao anatin'ny folo taona. I Keith Urbahn, lehiben'ny ekipa ao amin'i Donald Rumsfeld no namoaka voalohany ny vaovao fahafatesany tao amin'ny Twitter talohan'ny fanambarana ofisialy nataon'ny Filoha Barack Obama.

Azafady, manorata any amin'ny Toniandahatsoratra Global Voices Azia Atsimo, Rezwan raha manana rohy na hevitra momba ny tantara ianao, na te hanampy amin'ny lisitry ny loharanom-pejy ity.

Ny zavatra ataontsika: Mitatitra ny fomba ampiasan'ny mpiserasera ny aterineto sy ny tambajotra sosialy mba hampitàna ny feon'izy ireo izay matetika nadika tamin'ny fiteny samihafa ny bilaogeran'ny Global Voices. Araho ny fivoaran-draharaha ho amin'ity pejy ity.

Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices – Ny nahafatesan'i Osama bin Laden

14 May – Indonezia: Fanehoan-kevitra avy amin'ny bilaogy tamin'ny fahafatesan'i  Bin Laden
10 May – Etazonia: Tafintohana tamin'ny anaram-bositr'i Osama ny Amerindiana
09 May – Pakistana: Nampiova ilay toeram-pisotroana kafe ny fahafatesan'i Bin Laden
09 May – Rosia: Naneho hevitra niaraka tamin'ny fanakianana momba ny fahafatesan'i Bin Laden ny bilaogera
09 May – Shina: Fahafatesan'i Bin Laden sy ny fifandonana ara-tsivilizasiona
06 May – Afrika: Ny fahafatesan'i Osama : Nanampy an'i Obama ny litera O
06 May – Koety:Raiki-pitia amin'i Osama Bin Laden
05 May – Kyrgyzstan: Maty i Osama Bin Laden, naneho hevitra ireo bilaogera

04 May – Pakistana: Mitohy ny fanontaniana momba an'i Bin Laden
04 Mey – Meksika: Nametraka ny fahafatesan'i Osama Bin Laden araka ny zava-misy ny mpisera
04 Mey – Tanzania: Tena maty tokoa ve i Osama Bin Laden?
03 Mey – Tontolo Arabo: Fanontaniana ary Fiafaran'ny tantara Taorian'ny Fahafatesan'i Bin Laden
03 Mey – Tontolo Arabo: “Ny 2011 dia ho taona voamarika anatin'ny tantara”
03 Mey – Zimbaboe: Fanehoan-kevitra mifangaro tamin'ny fahafatesan'i Osama Bin Laden
03 Mey – Sioka momba an'i Bin Laden: Lasa mpitati-baovaon'olon-tsotra ve ny mpanao gazety Amerikana ?
02 Mey – Iran: Maneho hevitra momba ny fahafatesan'i Bin Laden ny bilaogera
02 Mey – Tontolo Arabo: Misy ny misaona an'i Osama bin Laden
02 Mey – Pakistana: Fanehoan-kevitra momba ny fahafatesan'i Osama Bin Laden
02 Mey -Pakistana: Fitantarana mivantana an-tsiokantsera ny fahafatesan'i Osama bin Laden tany Abbottabad

Loharanom-baovao

Twitter

Farangoteny: #OBL | #Osama | #Binladen

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.