Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

30 Aogositra 2019

Tantara tamin'ny 30 Aogositra 2019

Tena mila mianatra ny teny Japoney ve ianao vao afaka miaina ao Japana?

Ny Tetezana - The Bridge

Kanefa arakaraka ny naha-tolona ny nahazoantsika ny tantara nianarantsika momba ny firenena, no ahatongavan'ny sasany amintsika saina fa toy ny mahazatra ihany ny fiainana ao Japana.

Any amin'ireo toerana fisavana eny amin'ny sisintany, savain'i Shina ny findain'ny Hongkongiana mba hitadiavana sary sy resaka mikasika fanoherana

Anatrehan'ireo fisavana eny amin'ny sisintany, mandray tetika teknolojika vaovao ireo mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong mba hanalefahana ny zava-doza mety hitranga.

Tsy mifarana eo amin'ny fisian'ny sivana ny fanenjehana ireo Rosiàna blaogera

GV Mpisolovava

Tafihan' ireo mpikatroka amin'ny Aterineto mpomban'ny Kremlin ireo mpitia teknolojia mirotsaka an-tsitrapo miasa ho an'ilay blaogera lehibe indrindra ao Rosia, izay efa voasakana an-tambajotra ary iharan'ny fanibohana an-trano.

Ny fahafatesan'i Osama Bin Laden

Fafana votoaty Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices- Ny nahafatesan'i Osama Bin Laden Loharano: Twitter - Ahitana ny farangoteny lehibe Tamin'ny 2 Mey 2011 no nanaovana tatitra voalohany momba ny fahafatesan'i Osama Bin Laden. Novonoin'ny Tafika manokana avy any Etazonia tao Abbottabad, Pakistana izy. Izy no mpanorina ny tambajotra al-Qaeda, izay...