Tonian-dahatsoratra vaovao Ordò

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2017)

Fantaro i Anas Saleem, Tonian-dahatsoratra vaovao Lingua amin'ny teny Ordò! Mpanao gazety mahaleotena sady bilaogera avy any Faisalabad, Pakistan i Anas. Vao avy nahavita ny fianarany (nahazoana ny bacc raha aty amintsika) izy ary manohy hamita ny BSc momba ny informatika!

Araho ao amin'ny Facebook, Twitter, sy Instagram izy!

Tongasoa , Anas 🙂

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.