(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2017)
Fantaro i Anas Saleem, Tonian-dahatsoratra vaovao Lingua amin'ny teny Ordò! Mpanao gazety mahaleotena sady bilaogera avy any Faisalabad, Pakistan i Anas. Vao avy nahavita ny fianarany (nahazoana ny bacc raha aty amintsika) izy ary manohy hamita ny BSc momba ny informatika!
Araho ao amin'ny Facebook, Twitter, sy Instagram izy!
Tongasoa , Anas 🙂