Andro Manerantany (iadiana amin'ny) SIDA 2008

World Aids Day 2008Manamarika ny faha-20 taonan'ny Andro Erantany iadiana amin'ny SIDA (1 Desambra) ity taona ity. Olona maherin'ny 33 tapitrisa no miaraka amin'ny VIH/SIDA, ary farafahakeliny 2 tapitrisa no maty tamin'ny taona 2007. Mandray anjara lehibe amin'ny fanentanana momba ny VIH/Sida ny bilaogera manerana izao tontolo izao.

Mibilaogy miabo Manerana Izao Tontolo Izao

Namorona sarintany misy ireo bilaogera mitondra VIH izay manohitra mafy ny fanilikilihana sy ny fady ireo bilaogeran'ny Global Voices mba hampahafantatra ny toe-javatra iainan'izy ireo amin'izao tontolo izao. Tsara kokoa ny mijery izany amin'ny endrika lehibe kokoa.

Asa mivoatra izany. Raha manana soso-kevitra amin'ny fanampiana rohy ianao, dia mandefasa mailaka any amin'ny Tonian'ny Fahasalamam-bahoaka Manerantany, Juhie Bhatia..


Jereo lehibe kokoa ny sarintany

Raha hampiditra ity sarintany ity ao amin'ny tranonkalanao na ny bilaoginao manokana, dia tsidiho fotsiny ny sarintany ao amin'ny Google Maps ary jereo ny kaody “embed”.

Lahatsoratra momba ny VIH/SIDA ato amin'ny Global Voices

Andro Manerantany ho an'ny SIDA: Mibilaogy miabo (+)

Dec 03 – HIV & AIDS: Creative awareness raising campaigns
Dec 02 – Armenia: World AIDS Day Observed
Dec 01 – Jamaica: World AIDS Day
Dec 01 – Madagascar: Fighting complacency on World AIDS Day
Dec 01 – Taiwan: HIV+ Bloggers’ Love for Life
Dec 01 – China: AIDS blogger Li-xiang's unextraordinary life
Nov 29 – Mozambique: Different views of condom use in Africa
Nov 27 – AIDS awareness through video
Nov 08 – Obama's Victory: A Boost for Global Health?
Nov 02 – South Africa: Using Cell Phones To Combat AIDS
Apr 18 – AIDS – A Taboo in the Arab World
Oct 19 – South Africa: A New Era In The Fight Against AIDS?
Oct 07 – Iran: Two Leading HIV/Aids physicians remain in prison
Sep 20 – Russia: Intravenous Drug Use Leading Cause of HIV/AIDS
Aug 25 – Cambodia: Sex workers, 100% condom use
Aug 16 – AIDS 2008: Lifting the Travel Ban on HIV-Positive People
Jul 19 – India: Should Pre-Marital HIV Testing Be Mandatory?


Jereo ny fitantarana manokana ataonay momba ny valan-dresaka SIDA 2008 natao tany Mexico City tamin'ny volana Aogositra 2008.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.