23 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 23 Jolay 2019

Voampanga ho nikomy ny filoha lefitr'i Filipina sy ireo hafa mpitsikera an'i Duterte

Nametraka fitoriana fikomiana sy fiampangana hafa hamelezana ny filoha lefitra Leni Robredo sy olona 35 hafa ny polisin'i Filipina, fiampangana izay misy ifandraisany amin'ny famoahana horonan-tsary antserasera manendrikendrika ny fianakavian'ny filoham-pirenena Rodrigo Duterte ho manana fifandraisana amin'ny hetsika fanondranana rongony tsy ara-dalàna.

23 Jolay 2019

Fitokonan'ny mpitandro filaminana tany Ekoadaoro 2010

Andro vitsy taorian'ny fitokonan'ny polisy izay niteraka korontana tao amin'ny firenena, niezaka ny hamantatra ny zava-nitranga tamin'ny 30 Septambra 2010 ny Ekoatoreana.  Anisan'ireo nametra-panontaniana ary nitady valiny ireo bilaogera: Tena nisy ve ny fikasana hanongam-panjakana? Inona no tian'ny polisy hahatongavana amin'ny fitokonana, ary inona no hidiran'ny governemanta amin'izany?

23 Jolay 2019

Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011

  Fizahan-takelaka Lahatsoratra farany momba an'i Maraoka ato amin'ny Global Voices Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices – Ireo Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011 Loharanom-baovao: Twitter – anisan'izany ny faham-baovao mivantana...

23 Jolay 2019

Fifidianana Zimbaboe 2008

Nandatsa-bato ny Zimbaboenana tamin'ny 29 martsa 2008 hifidy ny filoham-pirenena sy ireo handrafitra ny parlemanta. Andro vitsy taty aoriana, mbola tsy nambara ny vokatra ofisialy. Nanambara ny fandreseny i Morgan Tsvangirai lehiben'ny mpanohitra MDF, saingy mety tsy hiova tanana tsy misy fifandonana ny fahefana.

23 Jolay 2019

Andro Manerantany (iadiana amin'ny) SIDA 2008

Manamarika ny faha-20 taonan'ny Andro Erantany iadiana amin'ny SIDA (1 Desambra) ity taona ity. Olona maherin'ny 33 tapitrisa no miaraka amin'ny VIH/SIDA, ary farafahakeliny 2 tapitrisa no maty tamin'ny taona 2007. Mandray anjara lehibe amin'ny fanentanana momba ny VIH/Sida ny bilaogera manerana izao tontolo izao.

23 Jolay 2019