Torolalana momba ny famoahana lahatsoratra indray

Creative Commons LicensedAvoaka eo ambanin'ny fahazoan-dalanaCreative Commons Attribution-Only license ny votoaty rehetra avy amin'ny Global Voices. Afaka mizara, mamoaka indray, mandika amin'ny fiteny hafa na manakambana ny tantaranay ianareo rehefa manondro sy mampifandray mazava tsara ny Global Voices sy ny mpanoratra ho toy ny loharanom-baovao.

Ohatra:

This article by Lahar Sarsen originally appeared on Global Voices on March 10, 2014.

Ity lahatsoratra nosoratan'i Lahar Sarsen ity dia niseho voalohany tao amin'ny Global Voices tamin'ny 10 Martsa 2014.

Zava-dehibe: Ny sary, lahatsary, feo avy amin'ny mpamorona hafa dia tsy voatery ho fehezin'ny fepetra tahaka izany. Mila mangataka alalana mivantana avy amin'ny mpamorona ianao amin'izany.

Ampahafantaro anay rehefa mamerina mamoaka ny tantaranay ianao, mampifaly anay izany.

Manana fiarahamiasa betsaka amin'ny fifampizarana votoaty izahay amin'ireo tranonkala amin'ny fiteny samihafa, raha te hamoaka indray ny tantaranay matetika ianao na amin'ny fepetra manokana, dia mifandraisa aminay azafady.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.