Ireto ambany ireto ny lisitry ny kaonty Media Sosialin'ny GV. Raha te-hanampy ny lisitra ianao dia mandefasa mailaka any amin'ny nevin.thompson@globalvoices.org na gohary@globalvoices.org.
Global Voices Anglisy no manana ny pejy voalohan'ny mpankafy. Maro ihany koa ireo tranonkala Lingua manana ny pejiny Facebook manokana. Raha te-hametraka ny kaontinao manokana ianao dia araho azafady ireto dingana ireto.
GV Fototra
Global Voices
Global Voices Advox
Rising Voices
Community
Efi-panoratana
Pejin'ny mpankafy Eoropa Afovoany sy Atsinanana
Lingua
Pejin'ny mpankafy Amharika
Pejin'ny mpankafy Arabo
Pejin'ny mpankafy Aymara
Pejin'ny mpankafy Bangla
Pejin'ny mpankafy Bolgara
Pejin'ny mpankafy Birmana
Pejin'ny mpankafy Català
Pejin'ny mpankafy Shinoa
Pejin'ny mpankafy Tseky
Pejin'ny mpankafy Danoà
Pejin'ny mpankafy Nerlandey
Pejin'ny mpankafy Esperanto
Pejin'ny mpankafy Farsi/Persiana
Pejin'ny mpankafy Filipiana
Pejin'ny mpankafy Frantsay
Pejin'ny mpankafy Alemaina
Pejin'ny mpankafy Grika
Pejin'ny mpankafy Hongroà
Pejin'ny mpankafy Hebreo
Pejin'ny mpankafy Hindòa
Pejin'ny mpankafy Indoneziana
Pejin'ny mpankafy Italiana
Pejin'ny mpankafy Japoney
Pejin'ny mpankafy Koreana
Pejin'ny mpankafy Masedoniana
Pejin'ny mpankafy Malagasy
Pejin'ny mpankafy Odia
Pejin'ny mpankafy Poloney
Pejin'ny mpankafy Portiogey
Pejin'ny mpankafy Romaniana
Pejin'ny mpankafy Rosiana
Pejin'ny mpankafy Serbiana
Pejin'ny mpankafy Espaniola
Pejin'ny mpankafy Swahili
Pejin'ny mpankafy Soediana
Pejin'ny mpankafy Tetum
Pejin'ny mpankafy Tiorka
Pejin'ny mpankafy Ordò
Pejin'ny mpankafy Yorúbà
Flickr
Manana vondrona ao amin'ny Flickr ny Global Voices izay hahafahanao mizara ny sarinao amin'ireo mpanoratra sy mpijery hafa.
https://www.flickr.com/groups/globalvoicesonline/
Soundcloud
Fandraketam-peo Global Voices sy hafa: https://soundcloud.com/globalvoices
Global Voices ao amin'ny Reddit
FANAMARIHANA: Raha manangana kaonty Twitter GV ianao dia apetraho ny endrika sy ny loko mba hahafinaritra izany. Jereo ity toro-lalana ity raha hijery ny endrika Twitter GV.
Kaonty fototra
@GlobalVoices Global Voices Main – Anglisy
@Advox Advox – Anglisy
@RisingVoices Rising Voices – Anglisy
@GVLingua Lingua – Anglisy
@GVcommunity Community – Anglisy
@NewsFrames_GV NewsFrames – Anglisy
Kaonty Efi-panoratana
@gvcaribbean Karaiba – Anglisy
@EUinTransition Eoropa – Anglisy
@gvAmericaLatina Amerika Latina – Espaniola
@gvMENA Afovoany Atsinana sy Afrika Avaratra – Anglisy
@gvSSAfrica Afrika atsimon'i Sahara- Anglisy
@gvJapan Japan – Anglisy
@runetecho – Aterineto Rosiana – Anglisy
Kaonty Twitter Lingua
@GVAmharic – Amharika
@GVinArabic – Arabo
@GVAymara – Aymara
@gvbangla – Bangla
@GVinBulgarian – Bolgara
@GlobalVoicesCat – Katalana
@globalvoiceszh – Shinoa (Nentin-drazana)
@GlobalVoicesCZ – Tseky
@gvpadansk – Danoà
@globalvoicesnl – Nerlandey
@gvfarsi – Farsi / Persiana
@globalvoicesfil – Filipiana
@Globalvoicesfr – Frantsay
@gvdeutsch – Alemà
@GlobalvoicesGr – Grika
@GVinHebrew – Hebreo
@GVhindi – Hindi
@magyargv – Hongroà
@gvindonesia – Indonezia
@GlobalVoices_IT – Italiana
@GlobalVoicesJP – Japoney
@globalvoiceskr – Koreana
@gvomk – Makedoniana
@GlobalVoicesMg – Malagasy
@globalvoicesnp – Nepaley
@gvOdia – Odia
@GlobalVoicesPol – Poloney
@gvlusofonia – Portiogey
@GVRomana – Romaniana
@gvrussian – Rosiana
@gvnasrpskom – Serbiana
@gvenespanol – Espaniola
@GVSwahili – Swahili
@GVsvenska – Soeda
@globalvoicestr – Tiorka
@GlobalVoicesUrd – Ordò
@gvyoruba – Yorúbà
YouTube
Manana fantsona YouTube ny Global Voices
Jereo ihany koa: Hanangana kaonty media sosialy