Tantara tamin'ny 18 Jolay 2019
Fihaonambe 2008 miresaka SIDA
Tontosaina any Mexico City manomboka ny 3 hatramin'ny 8 aogositra 2008 ny Fihaonambe Iraisam-pirenena faha-17. Fanao isaky ny roa taona any amin'ny tanàna samihafa ny hetsika, izay fivoriana iraisam-pirenena lehibe indrindra momba ny olana ara-pahasalamana manerantany. Sambany tontosaina ao Amerika Latina izany.
Lolo, angatra, angano, lovantsofina
Throughout most of the western world, Halloween is celebrated on October 31st and All Saints Day is commemorated on November 2nd. These couple of days are ones where the living think back on the dead, and when ghosts, ghouls, myths and legends are remembered in stories and tales. Ankalazaina ny 31 Oktobra ny Halloween any amin'ny ankamaroan'ny tontolo tandrefana ary ankalazaina ny 2 Novambra ny Fetin'ny Maty. Ireo andro roa ireo no hiheveran'ny velona fa ahatsiarovany ny maty, ary ahatsiarovana ireo lolo, angatra, angano ary lovantsofina ao anatin'ny tantara sy ny angano.
Ao amin'ny tambajotra sosialy ny Global Voices

Manana ekipa fototra ao amin'ny tambajotra sosialy izay tarihin'ny mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices amin'ny teny Anglisy ary tantanan'i Asteris, Nevin, Mohamed Adel, Elizabeth sy Sahar ho an'ny kaonty ofisialy manaraka ...
Atao inona ny tranonkala Community?

Ny bilaogin'ny vondrom-piarahamonina dia sehatra ho an'ireo mpikambana ato amin'ny Global Voices mba hizarana tantara momba ny fiainantsika, ny tranontsika, ny diantsika sy ny fihaonantsika, mba handinihana ny asantsika sy hizarana hevitra momba ny sehatra misy antsika.
Fantaro i Davy Nlovu, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'i 17-23 jolay

Andao hofantarintsika bebe kokoa ny momba an'i Davy Nlovu, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 17-2 jolay 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Tjwao.