Eo foana ny hoavy

(Lahatsoratra tamin'ny volana Janoary 2015)

Niaraka taminay foana i Umaima kely isan'andro nandritra ny Vovonana GV mba hampahatsiahy anay fa anisan'ity vondrom-piarahamonina mahagaga ity izahay noho ny antony tokana: ny hanangana tontolo tsaratsara kokoa ho an'ny ankehitriny sy ny taranaka hoavy.

Tena mampazoto anay ny tarehy kely mahafatifaty tahaka ny azy!

Little Umaima, probably a future GVer

Umaima kely, mety ho GVer rahatrizay

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.