16 Jona 2019

Tantara tamin'ny 16 Jona 2019

Mitahiry ny fiteny Aymara ho an'ny taranaka hoavy

Blaogim-Piarahamonina GV  16 Jona 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015) Mendri-piderana ary mendrika ny fanohanana rehetra azony ny fanoloran-tena feno hafanam-po avy amin'i Victoria Tinta avy any Bolivia amin'ny vanim-potoana iray izay ahitana ny...

Eo foana ny hoavy

Blaogim-Piarahamonina GV  16 Jona 2019

(Lahatsoratra tamin'ny volana Janoary 2015) Niaraka taminay foana i Umaima kely isan'andro nandritra ny Vovonana GV mba hampahatsiahy anay fa anisan'ity vondrom-piarahamonina mahagaga ity izahay noho ny antony tokana: ny...

Kambodza: Khmer-Amerikana olomalaza nasongadina tao anatin'ny Vondrom-piarahamonina Weblogger

  16 Jona 2019

Teraka tamin'ny 1983, Soben Houn, izay hita teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena amin'ny maha Oliravina Utah USA 2006 azy, nisolo tena ireo vondrom-piarahamonina Kambodziana-Amerikana ary Kambodza manontolo. Amin'ny maha-malaza azy, izy no hanome lanja ny fampianarana ambony ao anatin'izao vanim-potoana nomerika izao. Ary mikatsaka ny handray anjara amin'ny Oliravina USA 2006 izy amin'ny 21 aprily.